-
Jeremia 23:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
23 “Hahita loza ireo mpiandry ondry mandripaka sy manaparitaka ny ondry ao an-kijanako!”, hoy i Jehovah.+
-
-
Ezekiela 34:2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 “Ry zanak’olona, maminania hoe hisy loza hanjo an’ireo mpiandry ondry eo amin’ny Israely. Maminania ka lazao amin’ireo mpiandry ireo hoe: ‘Izao no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony: “Hahita loza ny mpiandry ondry any Israely,+ izay mamahan-tena fotsiny! Tsy ny andian’ondry ve no tokony homeny sakafo?+
-