FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 10:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Tsy misaina ireo mpiandry ondry,+

      Sady tsy manontany an’i Jehovah.+

      Tsy malina àry izy ireo rehefa manao zavatra,

      Ka miparitaka daholo ny andian’ondriny.”+

  • Jeremia 50:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Lasa toy ny andian’ondry very ny vahoakako.+ Ny mpiandry azy mihitsy no nitarika azy ireo tany amin’ny lalan-diso.+ Nentin’izy ireny teny an-tendrombohitra izy ireo, ka nirenireny teny an-tendrombohitra sy teny amin’ny havoana. Hadinon’izy ireo ilay toerana nialany sasatra.

  • Ezekiela 34:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 “Ry zanak’olona, maminania hoe hisy loza hanjo an’ireo mpiandry ondry eo amin’ny Israely. Maminania ka lazao amin’ireo mpiandry ireo hoe: ‘Izao no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony: “Hahita loza ny mpiandry ondry any Israely,+ izay mamahan-tena fotsiny! Tsy ny andian’ondry ve no tokony homeny sakafo?+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara