Ezekiela 16:46 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 46 “‘I Samaria+ no zokinao vavy, ary eo avaratrao* izy sy ny zanany vavy*+ no mipetraka. I Sodoma+ kosa no zandrinao vavy, ary eo atsimonao* izy sy ny zanany vavy+ no mipetraka.
46 “‘I Samaria+ no zokinao vavy, ary eo avaratrao* izy sy ny zanany vavy*+ no mipetraka. I Sodoma+ kosa no zandrinao vavy, ary eo atsimonao* izy sy ny zanany vavy+ no mipetraka.