FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 18:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Isaia 3:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  9 Na ny endrik’izy ireo aza dia efa miampanga ny tenany.

      Resahiny daholo ny fahotany, hoatran’ny nataon’ny mponin’i Sodoma,+

      Fa tsy afeniny.

      Hahita loza izy ireo, fa izy ihany no mampiditra loza ho an’ny tenany!

  • Jeremia 23:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Hitako koa ny zavatra mahatsiravina ataon’ireo mpaminanin’i Jerosalema.

      Manitsakitsa-bady+ sy mandainga+ izy ireo,

      Ary manohana an’ireo* mpanao ratsy.

      Tsy misy miala amin’ny ratsy fanaony izy ireo.

      Hoatran’i Sodoma+ daholo izy ireo amiko,

      Ary hoatran’i Gomora+ ny mponina ao.”

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara