FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 16:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Rehefa nandeha ny fotoana, dia hitan’ny anjelin’i Jehovah teo akaikin’ny loharano iray tany an-tany efitra i Hagara. Teo amin’ny lalana mankany Sora+ io loharano io.

  • Genesisy 16:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Ary nantsoin’i Hagara ny anaran’i Jehovah, ilay niresaka taminy, dia hoy izy: “Andriamanitra mahita tokoa ianao!”+ Fa hoy izy: “Izaho ve dia tena nahita an’ilay mahita ahy tokoa, teto amin’ity toerana ity?”

  • Ohabolana 15:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  3 Mijery eny rehetra eny ny mason’i Jehovah,

      Ka dinihiny daholo na ny ratsy toetra na ny tsara toetra.+

  • Amosa 9:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Raha mangady lavaka ho any amin’ny Fasana* izy ireo,

      Dia any no hakan’ny tanako azy.

      Ary raha miakatra eny amin’ny lanitra izy,

      Dia avy eny no hampidinako azy.

  • Hebreo 4:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Ary tsy misy zavaboary miafina eo imasony,+ fa ny zavatra rehetra dia mihanjahanja sy mibaribary eo imason’ilay hanao ampamoaka antsika.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara