FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Tantara 28:20-22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Tamin’ny farany, dia nanafika azy i Tilgato-pilnesera+ mpanjakan’i Asyria, ka nampijaly azy+ fa tsy nanampy azy akory. 21 Efa nalain’i Ahaza anefa ny zava-drehetra tao an-tranon’i Jehovah sy tao an-tranon’ny* mpanjaka+ sy ny andriana, ka nataony fanomezana ho an’ny mpanjakan’i Asyria, saingy tsy nahavonjy azy izany. 22 Na dia efa nijaly aza i Ahaza Mpanjaka, dia vao mainka nivadika tamin’i Jehovah ihany.

  • Isaia 9:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Tsy niverina tamin’Ilay namely azy mantsy ny vahoaka,

      Sady tsy nitady an’i Jehovah Tompon’ny tafika.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara