FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 137:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  8 Ry Babylona zanakavavy izay horavana tsy ho ela ô!+

      Ho sambatra ilay hampijaly anao

      Hoatran’ny nampijalianao anay.+

  • Jeremia 50:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Antsoy hamely an’i Babylona ny mpandefa zana-tsipìka,

      Dia izay rehetra manomana* tsipìka.+

      Mitobia manodidina azy, ary aza avela hisy handositra.

      Valio araka ny nataony izy.+

      Hoatr’izay nataony ihany atao aminy.+

      Fa nirehareha nanohitra an’i Jehovah izy,

      Nanohitra an’Ilay Masin’ny Israely.+

  • Jeremia 51:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 Mandosira ka mialà ao Babylona,

      Ary vonjeo ny ainareo!+

      Aoka tsy ho faty noho ny fahadisoany ianareo!

      Fa tonga ny fotoana famalian’i Jehovah.

      Izay nataon’i Babylona ihany no avaliny azy.+

  • Jeremia 51:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Hamaly an’i Babylona sy ny mponina rehetra any Kaldea aho

      Noho ny ratsy rehetra nataony tao Ziona, teo anatrehanareo”,+ hoy i Jehovah.

  • Apokalypsy 18:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Valio araka izay nataony tamin’olona izy,+ ary ataovy avo roa heny noho izay nataony izany.+ Ao amin’ilay kaopy+ nanaovany zava-pisotro, dia anaovy zava-pisotro avo roa heny ka omeo azy.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara