-
Jeremia 36:11, 12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Henon’i Mikaia zanak’i Gemaria, zanak’i Safana, ny tenin’i Jehovah rehetra tao amin’ilay horonam-boky.* 12 Dia nidina nankao an-tranon’ny* mpanjaka izy, tao amin’ny efitry ny mpitan-tsoratra. Hitany nipetraka tao daholo ny andriana:* I Elisama+ mpitan-tsoratra, Delaia zanak’i Semaia, Elnatana+ zanak’i Akbora,+ Gemaria zanak’i Safana, Zedekia zanak’i Hanania, ary ny andriana hafa rehetra.
-