2 Mpanjaka 24:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Nataon’ny mpanjakan’i Babylona ho mpanjaka handimby an’i Joiakina i Matania rahalahin-drainy,+ ary novany hoe Zedekia+ ny anarany. 1 Tantara 3:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ireto avy ny zanakalahin’i Josia: I Johanana no lahimatoa, Joiakima+ no faharoa, Zedekia+ no fahatelo, ary Saloma no fahefatra. Jeremia 37:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 37 Nanjaka nandimby an’i Konia*+ zanak’i Joiakima i Zedekia+ Mpanjaka zanak’i Josia, satria izy no notendren’i Nebokadnezara* mpanjakan’i Babylona ho mpanjaka tao Joda.+
17 Nataon’ny mpanjakan’i Babylona ho mpanjaka handimby an’i Joiakina i Matania rahalahin-drainy,+ ary novany hoe Zedekia+ ny anarany.
15 Ireto avy ny zanakalahin’i Josia: I Johanana no lahimatoa, Joiakima+ no faharoa, Zedekia+ no fahatelo, ary Saloma no fahefatra.
37 Nanjaka nandimby an’i Konia*+ zanak’i Joiakima i Zedekia+ Mpanjaka zanak’i Josia, satria izy no notendren’i Nebokadnezara* mpanjakan’i Babylona ho mpanjaka tao Joda.+