27 Ary tamin’ny taona faha-37 nanaovana sesitany an’i Joiakina+ mpanjakan’ny Joda, tamin’ny andro faha-27 amin’ny volana faha-12, tamin’ny taona naha lasa mpanjaka an’i Evila-merodaka mpanjakan’i Babylona, dia navoakany avy tao am-ponja i Joiakina mpanjakan’ny Joda.+