Levitikosy 26:40 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 40 Dia hiaiky ny fahadisoany izy ireo+ ary hiaiky fa diso ny razambeny sady nivadika. Hiaiky koa izy ireo hoe nivadika satria nanohitra ahy.+
40 Dia hiaiky ny fahadisoany izy ireo+ ary hiaiky fa diso ny razambeny sady nivadika. Hiaiky koa izy ireo hoe nivadika satria nanohitra ahy.+