FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 8:33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 33 “Raha resin’ny fahavalo ny Israely vahoakanao satria nanota taminao foana,+ nefa miverina aminao izy ka manome voninahitra ny anaranao,+ ary mivavaka sy mitalaho famindram-po aminao ato amin’ity trano ity,+

  • Nehemia 9:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Ary nisaraka tamin’ny hafa firenena rehetra ny taranak’Israely.+ Dia nitsangana izy ireo ka niaiky ny fahotany sy ny fahadisoan’ny razambeny.+

  • Ezekiela 6:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Dia hahatsiaro ahy any amin’izay firenena hitondrana azy ho babo ireo tafavoaka velona ireo.+ Ho fantany fa tena nalahelo aho satria nivadika tamiko* sy niala tamiko ny fony,+ ary nitsiriritra an’ireny* sampiny maharikoriko ireny ny masony.+ Hahamenatra sy hahatsiravina azy ireo ny zavatra ratsy sy maharikoriko rehetra vitany.+

  • Daniela 9:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Efa nanota izahay, ka nanao fahadisoana sy nanao ratsy ary nikomy.+ Tsy nanaraka ny didinao sy ny didim-pitsaranao intsony izahay.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara