-
Jeremia 31:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
31 “Amin’izany fotoana izany”, hoy i Jehovah, “dia ho Andriamanitry ny foko rehetra eo amin’ny Israely aho, ary izy ireo ho vahoakako.”+
-
-
Ezekiela 11:20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
20 Amin’izay izy ireo dia hanaraka ny lalàko sy hanaja ny didim-pitsarako, ka hankatò an’izany. Dia ho vahoakako izy ireo, ary izaho ho Andriamaniny.”’
-
-
Ezekiela 36:28Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
28 Hipetraka ao amin’ilay tany nomeko ny razambenareo ianareo avy eo. Dia ho lasa vahoakako ianareo, ary izaho ho Andriamanitrareo.’+
-