Levitikosy 26:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ho eo aminareo aho ka ho Andriamanitrareo,+ ary ianareo ho vahoakako.+ Jeremia 30:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 “Dia ho lasa vahoakako ianareo,+ ary izaho ho Andriamanitrareo.”+ Jeremia 31:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 “Fa izao no fifanekena hataoko amin’ny taranak’Israely, aorian’izany andro izany”, hoy i Jehovah: “Hataoko ao anatin’izy ireo ny lalàko,+ sady hosoratako ao am-pony.+ Dia ho Andriamaniny aho, ary izy ireo ho vahoakako.”+
33 “Fa izao no fifanekena hataoko amin’ny taranak’Israely, aorian’izany andro izany”, hoy i Jehovah: “Hataoko ao anatin’izy ireo ny lalàko,+ sady hosoratako ao am-pony.+ Dia ho Andriamaniny aho, ary izy ireo ho vahoakako.”+