9 Hataon’i Jehovah Andriamanitrao be dia be ny vokatry ny asan’ny tananao rehetra,+ ary hataony maro be ny zanakao sy ny biby fiompinao ary ny vokatry ny taninao. Fa ho faly indray i Jehovah hanao izay hiadananao, hoatran’ny nataony tamin’ny razambenao.+