FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Samoela 15:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Nigogogogo nitomany daholo ny mponina tao amin’ilay tany rehefa niampita ireo olona rehetra ireo. Ny mpanjaka kosa nitsangana teo amoron’ny Lohasahan’i Kidrona.+ Ary niampita nankany amin’ny lalana mankany an-tany efitra ny olona rehetra.

  • 2 Mpanjaka 23:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Navoakany avy tao an-tranon’i Jehovah ny tsato-kazo masina*+ ka nentiny teny ivelan’i Jerosalema, teny amin’ny Lohasahan’i Kidrona. Dia nodorany izany+ ka notorotoroiny ho lasa vovoka, ary nafafiny teny amin’ny fasam-bahoaka ilay vovoka.+

  • Jaona 18:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Rehefa avy nilaza an’izany i Jesosy, dia lasa nandeha niampita ny Lohasahan’i Kidrona,*+ niaraka tamin’ny mpianany. Dia nankao amin’ny zaridaina iray tany izy sy ny mpianany.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara