FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 8:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 “Nahoana isika no mipetra-potsiny eto?

      Andao hifamory ka hiditra ao amin’ireo tanàna voaro mafy+ ary ho faty ao.

      Fa handringana antsika i Jehovah Andriamanitsika,

      Ka omeny rano misy poizina isika hosotrointsika,

      Satria nanota tamin’i Jehovah isika.

  • Jeremia 9:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Izao àry no lazain’i Jehovah Tompon’ny tafika, Andriamanitry ny Israely: ‘Hampihinaniko zavamaniry mangidy be ity vahoaka ity, ary hampisotroiko rano misy poizina.+

  • Fitomaniana 3:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Tsarovy fa mijaly sy tsy manan-kialofana+ aho, ary mihinana zavamaniry mangidy be sy poizina mangidy.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara