FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Joba 38:39, 40
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 39 Mahavita mihaza ho an’ny liona ve ianao,

      Na manao izay hahavoky liona tanora mirangorango,+

      40 Rehefa mamitsaka eo amin’ny toerana ipetrahany izy,

      Na miafina ao amin’ny lavaka fonenany mba hanafika?

  • Hosea 5:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Ho toy ny liona tanora ho an’i Efraima aho,

      Ary ho liona matanjaka* ho an’ny taranak’i Joda.

      Izaho mihitsy no hamiravira azy ireo dia handeha,+

      Ary hitondra azy aho, ka tsy hisy hamonjy azy.+

  • Amosa 5:18, 19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 ‘Hahita loza izay maniry mafy ny hahatongavan’ny andron’i Jehovah!+

      Inona no antenainareo hitranga amin’ny andron’i Jehovah?+

      Ho haizina izany fa tsy hazavana.+

      19 Izany dia hoatran’ny olona mandositra liona nefa sendra orsa,

      Ary rehefa tafiditra ao an-tranony izy ka miankina amin’ny rindrina, dia kaikerin’ny bibilava.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara