-
Jeremia 9:15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
15 Izao àry no lazain’i Jehovah Tompon’ny tafika, Andriamanitry ny Israely: ‘Hampihinaniko zavamaniry mangidy be ity vahoaka ity, ary hampisotroiko rano misy poizina.+
-
-
Jeremia 23:15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
15 Izao àry no lazain’i Jehovah Tompon’ny tafika mba hanamelohana an’ireo mpaminany ireo:
“Hampihinaniko zavamaniry mangidy be izy ireo,
Ary hampisotroiko rano misy poizina.+
Fa miely eran’ilay tany ny fivadiham-pinoana, noho ny ataon’ireo mpaminanin’i Jerosalema.”
-