-
Salamo 39:8, 9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Vonjeo ho afaka amin’ny fandikan-dalàna rehetra nataoko aho.+
Aza avela hanao tsinontsinona ahy ny tsisy saina.
-
-
Fitomaniana 3:39Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
39 Nahoana moa ny olombelona no tokony hitaraina noho ny vokatry ny fahotany?+
-