FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 30:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  5 Vetivety ihany mantsy izy no tezitra,+

      Fa mandritra ny androm-piainana kosa izy no mankasitraka.+

      Mety ho tonga ny fitomaniana amin’ny hariva, fa misy fihobiana kosa rehefa maraina.+

  • Salamo 103:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  9 Tsy hanameloka antsika foana noho ny fahadisoana nataontsika izy,+

      Na hitana lolompo mandrakizay.+

  • Salamo 103:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Fa toy ny haavon’ny lanitra raha oharina amin’ny tany

      Ny haben’ny fitiavana sy ny tsy fivadihana asehony amin’izay matahotra azy.+

  • Isaia 54:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  7 “Fa vetivety ihany aho no nahafoy anao.

      Be famindram-po anefa aho ka hampody anao.+

  • Jeremia 31:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 “Tsy zanako tena tiako ve i Efraima, ary zanaka mamin’ny foko?+

      Isaky ny manameloka azy mantsy aho, dia tena mbola mahatsiaro azy ihany.

      Izany no mahatonga ahy hihetsi-po* noho ny aminy.+

      Ary tena hiantra azy aho”, hoy i Jehovah.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara