21 ‘Lazao amin’ny taranak’Israely hoe: “Izao no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony: ‘Efa hozimbazimbaiko ny toerako masina,+ dia ilay toerana mampirehareha be anareo, ilay tena tianareo sy ifikiran’ny fonareo. Ary ho fatin’ny sabatra ny zanakareo lahy sy ny zanakareo vavy, izay nilaozanareo.+