Fitomaniana 2:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Manoka-bava hamelezana anao ny fahavalonao rehetra. Misioka izy ireo ary mihidy vazana, dia miteny hoe: “Natelintsika izy.+ Ity mihitsy ilay andro efa nandrasantsika!+ Tonga ihany izy ity, sady hitantsika!”+
16 Manoka-bava hamelezana anao ny fahavalonao rehetra. Misioka izy ireo ary mihidy vazana, dia miteny hoe: “Natelintsika izy.+ Ity mihitsy ilay andro efa nandrasantsika!+ Tonga ihany izy ity, sady hitantsika!”+