FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 137:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  7 Jehovah ô, tsarovy

      Izay nolazain’ny Edomita tamin’ny andro nandravana an’i Jerosalema. Hoy izy ireo:

      “Ravao tanteraka! Ravao hatramin’ny fotony!”+

  • Obadia 12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Tsy tokony ho nifaly tamin’izay nanjo ny rahalahinao ianao, tamin’ny andro nahitany loza.+

      Tsy tokony ho nifaly ianao, tamin’ny andro nandringanana ny taranak’i Joda,+

      Ary tsy tokony ho nanao teny an’avona ianao, tamin’ny andro nijaliany.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara