-
Eksodosy 22:24Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
24 Ary ho tezitra be aho ka hovonoiko amin’ny sabatra ianareo, dia ho lasa mpitondratena ny vadinareo ary ho kamboty ray ny zanakareo.
-