2 Mpanjaka 25:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Tena mafy ny mosary+ tao amin’ilay tanàna tamin’ny andro fahasivin’ny volana fahefatra, ka tsy nanan-kohanina intsony ny vahoaka.+ Fitomaniana 4:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Lasa mainty noho ny molaly* anefa izy ireo,Ka tsy fantatra intsony eny an-dalana. Nikainkona sy niraikitra tamin’ny taolany ny hodiny,+ ary lasa maina toy ny kitay.
3 Tena mafy ny mosary+ tao amin’ilay tanàna tamin’ny andro fahasivin’ny volana fahefatra, ka tsy nanan-kohanina intsony ny vahoaka.+
8 Lasa mainty noho ny molaly* anefa izy ireo,Ka tsy fantatra intsony eny an-dalana. Nikainkona sy niraikitra tamin’ny taolany ny hodiny,+ ary lasa maina toy ny kitay.