-
Levitikosy 26:37Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
37 Dia ho voafingana sy hianjera eo ambonin’ny namany izy ireo ka ho toy ny olona mandositra sabatra, na dia tsy misy manenjika aza. Tsy ho voatohitrareo ny fahavalonareo.+
-
-
Ezekiela 11:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 ‘Havoakako avy ao ianareo, dia hatolotro eo am-pelatanan’ny hafa firenena. Ary hampihatra didim-pitsarana aminareo aho.+
-