8 Nanao fahotana lehibe i Jerosalema,+
Ka lasa zava-maharikoriko.
Izay rehetra zatra nanome voninahitra azy dia lasa manao tsinontsinona azy izao, satria hitan’izy ireo ny fitanjahany.+
Na izy aza miferinaina+ sady mihodina tsy mahajery olona satria menatra.