-
Isaia 39:7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 ‘Hisy hoentina any koa ny zanakao lahy izay haterakao, ka ho lasa tandapa any amin’ny lapan’ny mpanjakan’i Babylona.’”+
-
-
Isaia 43:28Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
28 Hozimbazimbaiko àry ny andrianan’ny toerana masina,
Dia hatokako haringana i Jakoba,
Ary havelako hanambanimbany an’i Israely ny olona.+
-