Jeremia 52:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Nalain’ilay lehiben’ny mpiambina koa i Seraia+ lehiben’ny mpisorona sy Zefania+ mpisorona lefitra ary ireo olona telo mpiandry varavarana.+ Jeremia 52:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Dia namely azy ireo ny mpanjakan’i Babylona, ka namono azy ho faty tao Ribla,+ tany Hamata. Nesorina tamin’ny taniny àry ny Joda ka natao sesitany.+
24 Nalain’ilay lehiben’ny mpiambina koa i Seraia+ lehiben’ny mpisorona sy Zefania+ mpisorona lefitra ary ireo olona telo mpiandry varavarana.+
27 Dia namely azy ireo ny mpanjakan’i Babylona, ka namono azy ho faty tao Ribla,+ tany Hamata. Nesorina tamin’ny taniny àry ny Joda ka natao sesitany.+