Jeremia 14:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 “Lazao amin’izy ireo izao teny izao:‘Aoka hirotsaka andro aman’alina ny ranomasoko ka tsy hijanona mihitsy,+Fa voa mafy ny virjiny zanakavavin’ny fireneko noho ny vono nahazo azy,+Ary tena maratra be izy.
17 “Lazao amin’izy ireo izao teny izao:‘Aoka hirotsaka andro aman’alina ny ranomasoko ka tsy hijanona mihitsy,+Fa voa mafy ny virjiny zanakavavin’ny fireneko noho ny vono nahazo azy,+Ary tena maratra be izy.