FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 51:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Torana ny zanakao.+

      Miampatrampatra eny an-joron-dalana rehetra* eny izy ireo,

      Hoatran’ny ondridia anaty harato.

      Anamparan’i Jehovah ny hatezerany izy ireo, sady anarin’ilay Andriamanitrao.”

  • Fitomaniana 4:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  9 Tsara kokoa ny nanjo an’ireo matin’ny sabatra noho ny nanjo an’ireo matin’ny mosary,+

      Izay nihareraka, ka toy ny hoe voatrobaka satria tsy ampy ny sakafo teny an-tsaha.

  • Ezekiela 5:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 “‘Handefasako mosary ianareo, ka hamely anareo hoatran’ny zana-tsipìka mahafaty izany. Izany zana-tsipìka halefako izany no handringana anareo.+ Hataoko mafy be ny mosary hahazo anareo, ka hataoko tsy misy sakafo tafiditra intsony ao amin’ny tanànanareo.*+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara