Jeremia 29:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 ‘Izao no tenin’i Jehovah Tompon’ny tafika: “Handefasako sabatra sy mosary ary areti-mandringana+ izy ireo hamely azy, ary hataoko toy ny aviavy lo* tsy azo hanina fa ratsy loatra.”’+ Jeremia 38:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Izao no lazain’i Jehovah: ‘Izay mijanona ato amin’ity tanàna ity, dia ho fatin’ny sabatra sy ny mosary ary ny areti-mandringana.+ Fa izay mitolo-batana* any amin’ny Kaldeanina kosa dia tsy ho faty, fa ny ainy no ho babony* ka ho velona izy.’+
17 ‘Izao no tenin’i Jehovah Tompon’ny tafika: “Handefasako sabatra sy mosary ary areti-mandringana+ izy ireo hamely azy, ary hataoko toy ny aviavy lo* tsy azo hanina fa ratsy loatra.”’+
2 “Izao no lazain’i Jehovah: ‘Izay mijanona ato amin’ity tanàna ity, dia ho fatin’ny sabatra sy ny mosary ary ny areti-mandringana.+ Fa izay mitolo-batana* any amin’ny Kaldeanina kosa dia tsy ho faty, fa ny ainy no ho babony* ka ho velona izy.’+