Ezekiela 3:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Nankany Tela-abiba àry aho, tany amin’ireo olona natao sesitany nipetraka teo amoron’ny reniranon’i Kebara.+ Dia nijanona tany amin’izay nipetrahan’izy ireo aho. Niaraka tamin’izy ireo tany fito andro aho, ary mbola tsy tonga saina tsara.+
15 Nankany Tela-abiba àry aho, tany amin’ireo olona natao sesitany nipetraka teo amoron’ny reniranon’i Kebara.+ Dia nijanona tany amin’izay nipetrahan’izy ireo aho. Niaraka tamin’izy ireo tany fito andro aho, ary mbola tsy tonga saina tsara.+