Ezekiela 1:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 dia nampita ny teniny tamin’i Ezekiela* zanak’i Bozy mpisorona i Jehovah, teo amoron’ny reniranon’i Kebara, tany amin’ny tanin’ny Kaldeanina.+ Teo no niasa taminy ny herin’i* Jehovah.+
3 dia nampita ny teniny tamin’i Ezekiela* zanak’i Bozy mpisorona i Jehovah, teo amoron’ny reniranon’i Kebara, tany amin’ny tanin’ny Kaldeanina.+ Teo no niasa taminy ny herin’i* Jehovah.+