5 “Henoy izao!”, hoy i Jehovah. “Ho avy ny andro hampipoirako tsimoka* marina+ ho an’i Davida. Hisy mpanjaka hitondra+ eo amin’ilay tany. Ho lalin-tsaina izy ary hanao ny rariny sy ny hitsiny.+
31 Nasandratr’Andriamanitra ho eo ankavanany+ anefa izy, ka lasa Mpitarika Lehibe Indrindra+ sy Mpamonjy,+ mba hahafahan’ny Israely hibebaka sy hahazo famelan-keloka.+