-
Ezekiela 36:15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
15 ‘Tsy havelako hiteny ratsy anao intsony ireo firenena, sady tsy havelako hanesoeso anao ny olona.+ Tsy hanafintohina ny firenenao intsony koa ianao’, hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony.”
-