Fitomaniana 4:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ny sazin’ny* zanakavavin’ny fireneko dia lehibe noho ny sazin’i Sodoma vokatry ny fahotany,+Dia i Sodoma izay noravana tao anatin’ny indray mipy maso, ary tsy mba nisy tanana namonjy.+ Daniela 9:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Notanterahinao ny teny nanamelohanao anay+ sy ny mpitondra nitondra anay.* Koa nandefasanao loza lehibe izahay, ary mbola tsy nisy loza hoatran’ny nanjo an’i Jerosalema+ mihitsy na taiza na taiza tetỳ ambanin’ny lanitra.
6 Ny sazin’ny* zanakavavin’ny fireneko dia lehibe noho ny sazin’i Sodoma vokatry ny fahotany,+Dia i Sodoma izay noravana tao anatin’ny indray mipy maso, ary tsy mba nisy tanana namonjy.+
12 Notanterahinao ny teny nanamelohanao anay+ sy ny mpitondra nitondra anay.* Koa nandefasanao loza lehibe izahay, ary mbola tsy nisy loza hoatran’ny nanjo an’i Jerosalema+ mihitsy na taiza na taiza tetỳ ambanin’ny lanitra.