Joela 3:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Fa i Ejipta kosa tsy hisy mponina intsony,+Ary i Edoma ho lasa tany karakaina.+Nahery setra tamin’ny mponin’i Joda mantsy izy ireo,+Sady nandatsaka ran’olona tsy manan-tsiny tany Joda.+ Malakia 1:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 fa i Esao kosa halako,+ ka nataoko tsy misy mponina+ ny tendrombohiny. Navelako ho lasa fonenan’ny alikadia any an-tany efitra koa ny lovany.”+
19 Fa i Ejipta kosa tsy hisy mponina intsony,+Ary i Edoma ho lasa tany karakaina.+Nahery setra tamin’ny mponin’i Joda mantsy izy ireo,+Sady nandatsaka ran’olona tsy manan-tsiny tany Joda.+
3 fa i Esao kosa halako,+ ka nataoko tsy misy mponina+ ny tendrombohiny. Navelako ho lasa fonenan’ny alikadia any an-tany efitra koa ny lovany.”+