-
Hosea 2:20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
20 Mivoady koa aho fa tsy hivadika aminao.
Dia ho fantatrao tsara i Jehovah.’+
-
-
Joela 3:17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 Dia ho fantatrareo fa izaho no Jehovah Andriamanitrareo izay mipetraka ao Ziona, tendrombohitro masina.+
-