Isaia 54:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Jeremia 24:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ary homeko fo te hahalala ahy izy ireo mba hahafantarany hoe izaho no Jehovah.+ Dia ho lasa vahoakako izy ireo ary izaho ho Andriamaniny,+ satria hiverina amiko amin’ny fony manontolo izy ireo.+ Jeremia 31:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
7 Ary homeko fo te hahalala ahy izy ireo mba hahafantarany hoe izaho no Jehovah.+ Dia ho lasa vahoakako izy ireo ary izaho ho Andriamaniny,+ satria hiverina amiko amin’ny fony manontolo izy ireo.+