Fitomaniana 2:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Miampatrampatra eny an-dalana ny fatin’ireo ankizilahy sy ny lehilahy zokiolona.+ Matin’ny sabatra ny virjiny* sy ny tovolahy eo amiko.+ Namono ianao tamin’ny andro naha tezitra anao; nandripaka tsy nisy indrafo ianao.+ Ezekiela 7:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Tsy hiantra anao ny masoko ary tsy hangoraka anao aho,+ fa hataoko mizaka ny valin’ny nataonao ihany ianao. Dia hijaly vokatry ny zavatra maharikoriko nataonao ianao.+ Ary tsy maintsy ho fantatrareo fa izaho no Jehovah.’+
21 Miampatrampatra eny an-dalana ny fatin’ireo ankizilahy sy ny lehilahy zokiolona.+ Matin’ny sabatra ny virjiny* sy ny tovolahy eo amiko.+ Namono ianao tamin’ny andro naha tezitra anao; nandripaka tsy nisy indrafo ianao.+
4 Tsy hiantra anao ny masoko ary tsy hangoraka anao aho,+ fa hataoko mizaka ny valin’ny nataonao ihany ianao. Dia hijaly vokatry ny zavatra maharikoriko nataonao ianao.+ Ary tsy maintsy ho fantatrareo fa izaho no Jehovah.’+