Ezekiela 6:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Horavana ny alitaranareo, ary hopotipotehina ny fandoroanareo emboka manitra.+ Hataoko miampatrampatra eny anoloan’ireo sampinareo maharikoriko* ny fatinareo.+
4 Horavana ny alitaranareo, ary hopotipotehina ny fandoroanareo emboka manitra.+ Hataoko miampatrampatra eny anoloan’ireo sampinareo maharikoriko* ny fatinareo.+