FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ezekiela 38:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Hataoko miverin-dalana ianao ary hasiako faraingo ny valanoranonao,+ ka hoentiko mivoaka ianao sy ny tafikao manontolo,+ izany hoe ny soavaly sy ny mpitaingin-tsoavaly. Manao akanjo mirenty izy rehetra, ary miaramila be dia be mitondra ampinga lehibe sy ampinga kely,* sady mahay mitana sabatra daholo.

  • Ezekiela 38:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Dia ho tonga avy any amin’izay misy anao ianao, avy any amin’ny farany avaratra.+ Ho tonga tokoa ianao sy ny firenena maro miaraka aminao. Mitaingin-tsoavaly daholo izy rehetra, ary vahoaka be sy tafika lehibe.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara