Ezekiela 38:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Hampihatra ny didim-pitsarako aminy* aho, ka handefa areti-mandringana,+ ary handriaka ny ra. Handatsahako oram-be mahatonga tondra-drano izy sy ny miaramilany ary ny firenena maro miaraka aminy, sady handatsahako havandra+ sy afo+ ary solifara.+
22 Hampihatra ny didim-pitsarako aminy* aho, ka handefa areti-mandringana,+ ary handriaka ny ra. Handatsahako oram-be mahatonga tondra-drano izy sy ny miaramilany ary ny firenena maro miaraka aminy, sady handatsahako havandra+ sy afo+ ary solifara.+