FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 26:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Handefasako bibidia eo aminareo,+ ka hataony ripaka ny zanakareo+ ary hataony fongana ny biby fiompinareo. Ary hihena ny isanareo, ka tsy hisy olona ny lalanareo.+

  • Deoteronomia 32:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Ho reraka be izy ireo fa noana,+

      Ary ho lanin’ny fanaviana mahery sy ny fandringanana faran’izay mangidy.+

      Halefako hanaikitra azy koa ny bibidia mpihaza,+

      Sy ny biby mandady amin’ny vovoka sady misy poizina.

  • Ezekiela 14:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 “Izao àry no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony: ‘Hoatr’izany no hitranga rehefa andefasako sazy efatra*+ i Jerosalema, dia sabatra sy mosary sy bibidia masiaka ary areti-mandringana.+ Amin’izay ho ripaka daholo ny olona sy ny biby ao.+

  • Ezekiela 33:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 “Izao no holazainao aminy: ‘Izao no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony: “Raha mbola velona koa aho, dia ho fatin’ny sabatra izay mipetraka ao amin’ireo tanàna rava ireo. Izay any an-tsaha kosa homeko ho sakafon’ny bibidia. Ary izay ao amin’ny toerana voaro mafy sy any anaty lava-bato indray ho fatin’ny aretina.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara