Ezekiela 5:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Handefa mosary sy bibidia masiaka hamely anareo aho.+ Dia haripany ny zanakao. Hisy areti-mandringana sy ra mandriaka eran’ny taninao, ary hitondra sabatra hamelezana anao aho.+ Izaho Jehovah no efa niteny.’”
17 Handefa mosary sy bibidia masiaka hamely anareo aho.+ Dia haripany ny zanakao. Hisy areti-mandringana sy ra mandriaka eran’ny taninao, ary hitondra sabatra hamelezana anao aho.+ Izaho Jehovah no efa niteny.’”