Ezekiela 38:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Ry zanak’olona, mitodiha any amin’i Goga avy any amin’ny tany Magoga,+ ilay lehiben’ny mpiadidy* ao Meseka sy Tobala,+ ka maminania hoe hisy loza hanjo azy.+
2 “Ry zanak’olona, mitodiha any amin’i Goga avy any amin’ny tany Magoga,+ ilay lehiben’ny mpiadidy* ao Meseka sy Tobala,+ ka maminania hoe hisy loza hanjo azy.+