FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 7:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Tsy hihaino anareo anefa i Farao, ka hamely an’i Ejipta ny tanako. Hoentiko hivoaka avy eto Ejipta ny vahoakako maro be,* dia ny Israelita, ka hosaziko mafy ny Ejipsianina.+

  • Eksodosy 14:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Dia havelako hiziriziry amin’ny heviny+ i Farao* ka hanenjika an’ireo Israelita. Ary hahazo voninahitra aho rehefa resy i Farao sy ny tafiny rehetra.+ Dia ho fantatry ny Ejipsianina tokoa fa izaho no Jehovah.”+ Koa izany no nataon’ny Israelita.

  • Isaia 37:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Fa mba vonjeo eo an-tanany re izahay izao, ry Jehovah Andriamanitray ô! Amin’izay dia ho fantatry ny fanjakana rehetra eto an-tany, Jehovah ô, fa ianao irery ihany no Andriamanitra.”+

  • Ezekiela 38:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Ho avy hamely ny Israely vahoakako ianao, toy ny rahona mandrakotra ny tany. Any am-parany any, dia hoentiko hamely ny taniko ianao,+ ry Goga. Amin’izay dia ho fantatr’ireo firenena aho, rehefa manamasina ny tenako, noho izay ataoko aminao.”’+

  • Malakia 1:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 “Ho be voninahitra eo amin’ireo firenena ny anarako, hatrany amin’ny fiposahan’ny masoandro ka hatrany amin’ny filentehany.*+ Eny rehetra eny, dia hisy hanao sorona hatao midona-tsetroka, ary hisy hanao fanatitra, ho fanomezam-boninahitra ny anarako. Ho fanomezana madio izany. Ho be voninahitra eo amin’ireo firenena mantsy ny anarako”,+ hoy i Jehovah Tompon’ny tafika.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara