-
Ezekiela 42:10, 11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Nisy efitra fisakafoana koa tao ambadiky* ny rindrim-bato teo atsinanana, teo an-tokotany. Teo akaikin’ilay faritra babangoana sy ilay tranobe ireo efitra fisakafoana ireo.+ 11 Nisy lalana teo anoloan’ireny, toy ilay lalana teo anelanelan’ireo efitra fisakafoana teo avaratra.+ Nitovy ny lavan’ireo efitra fisakafoana sy ny sakany, ary nitovy koa ny fivoahana avy ao sy ny refiny. Ny fidirana nankao amin’ireo efitra fisakafoana ireo
-